• Palais de la Region Haute Matsiatra
  • Tendrombohitra Ambalavao
  • Ville d'Ambohimahasoa
  • Tsy ekena ny doro tanety toy izao
  • Train FCE
  • Vieille Ville Tanàna Ambony
  • Lemuriens
  • Ville d'Ambalavao
  • Alakamisy Ambohimaha

FANOLORANA MARI-BONINAHITRA SY FAMPAKARANA LAHARAM-BONINAHITRA HO AN’IREO MIARAMILA (RM2)

Classé dans : Région | 0

Tontosa androany tao amin’ny SEMIPI Beravina ny lanonana fanolorana mariboninahitra sy fampakarana laharam-boninahitra ho an’ireo miaramila ato amin’ny Faritany miaramila faha2.Ny lanonana dia teo ambany fiahian’ny Jeneraly Kaomandin’ny Faritany miaramila faha2,notronin’ireo manamboninahitra sivily sy miaramila .Nisolo-tena ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony Atoa Onitahina Andriamboavonjy ,Sekiretera jeneralin’ny Faritra.Miaramila miisa … Lire la suite­­

Share