Forum Economique Régional du 27 au 29 Avril 2017

Fahombiazana ny Forum Economique Régional natao teto Fianarantsoa ny 27, 28, 29 avril 2017. Tratra hatramin’ny 90% ny tanjona : an’aliny ny mpitsidika, tanora ampolony no nahazo asa, tetik’asa fampandrosoana ambanivohitra mirona amin’ny fambolena sy fiompiona maro no hotanterahina, stands 110 sns…
Amin’ny andiany manaraka manao tsaratsara kokoa.

Jereo ato ny sasany amin’ny sary nandritra an’ilay fotoana :

Photo et Vidéo pendant le Forum

Share

Laisser un commentaire