Fisaorana sy Firariantsoa avy amin’ny Lehiben’ny Faritra Matsiatra Ambony

Ny Lehiben’ny Faritra mivady sy ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny Faritra Matsiatra Ambony dia maneho fisaorana etoana ireo rehetra nandray anjara sy andraikitra ho amin’ny ezaka fampandrosoana ny Faritra, ireo izay nifarimbona nikaroka sy nitondra anjara biriky tamin’ny ezaka fandriampahalemana. Na mivantana na tsia ny anjara andraikitra nentinao dia itondrana fisaorana feno.

Ho ambinin’Andriamanitra anie isika mianakavy ka hiatrika ny taona vaovao 2018 ankafaliana sy ombam-pahombiazana tanteraka.

Herizo Randrianasolo

Share

2706total visits,109visits today

Laisser un commentaire