ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY FAHASALAMANA TETO AMIN’NY FARITRA MATSIATRA AMBONY

Classé dans : Commune, Région | 0

Tontosa androany maraina teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny dinik’asa fampahafantarana sy fanentanana mahakasika ny tontolon’ny fivarotana sakafo mba ho sakafo mitsinjo ny fahasalamam-bahoaka. Voaresaka tao anatin’izany ny mahakasika ny sakafo lany daty, tsy voaaro amin’ny loto, ny toeram-pivarotana sakafo sy … Lire la suite­­

Share