Faha 20 taonan’ny Direction Générale des Impôts teto amin’ny Faritra Matsiatra Ambony

« Hetra tsara lamina sy mangarahara, fampandrosoana an’i Madagasikara »

Notanterahina teto andrenivohitry ny Faritra Matsiatra Ambony ny 18,19,20 aprily 2018 ny ivon’ny Fankalazana. Tafiditra tao anatin’ity hetsika ity ireo fanentanana maro, fitokanana ny tsangambaton’ny faha 20 taona, varotra fampirantiana andraisan’ireo mpandraharaha maro eto amin’ny Faritra anjara.

Mitondra ny fanentanana ho an’ny olom-pirenena tsirairay ny Sampandraharaha misahana ny Hetra, ny Faritra Matsiatra Ambony ary ny Kaominina, ny amin’ny fahavitrihana handoa hetra ary hijery izany amin’ny fomba fijery miabo ho fampandrosoana an’i Madagasikara.

      

Ireto misy zavatra azo alaina :

LOI DE FINANCE 2018
CODE GÉNÉRAL DES IMPOTS1
CODE GENERAL DES IMPOTS2
CODE GÉNÉRAL DES IMPOTS3

Ireto misy rohy mety ilainao :

http://portal.impots.mg/textes/
https://entreprises.impots.mg/nifonline/
http://www.impots.mg/contact/92-dri-haute-matsiatra
http://www.mefb.gov.mg/

Share

Laisser un commentaire

Retour en haut