BULLETIN D’INFORMATION EAURIZON

Classé dans : Partenaire | 0

Nivoaka anio 07 octobre 2019 ny laharana faha 11 amin’ny Bulletin d’information Eaurizon. Ho hitantsika ao ny vaovao mikasika ny fametrahana ny SIG (Système d’Information Géographique) teto amin’ny Faritra Matsiatra Ambony, ny asa vita mifandray amin’ny rano fisotro madio tany amin’ireo kaominina iasan’ny tetik’asa Eaurizon, ny fanendrena ny Governoram-paritra, ny vokatry ny fandinihina ny Bassin Versant Vatosola notanterahin’ny Stagiaire avy any ivelany, ireo kaominina vaovao izay hiasan’ny programa Eaurizon indray sy ny maro hafa tsy voatanisa.

Natao amin’ny endrika PDF izany Bulletin d’information izany ka efa azo alaina eto ambany.

Share

Laisser un commentaire