FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY BANKY BNI SY NY FARITRA MATSIATRA AMBONY

Classé dans : Région | 2

Mizotra amim-pilaminana ny fandraisana ireo mpianatra mandoa Droit hidirana amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa sy ny fangatahana diplôme bac ao amin’ny Office du bac fianarantsoa.
Mendrim-piderana ary ankasitrahana ny fifampitokisana misy eo amin’ny Banque BNI Fianarantsoa ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony.Ohatra mendrika halain-tahaka ny fiaraha-miasa toy izao eo amin’ny sehatra tsy miankina sy ny Fitondram-panjakana.
Ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony dia maneho ny fialan-tsiny amin’ny fanohintohinana izay mety ho naterak’izany fepetra noraisiny izany, nefa manantitrantitra hatrany ny amin’izay tokony hiaraha-miasa.

Share

2 Responses

Laisser un commentaire