Dans le cadre de la mise en vogue de la securité sociale au niveau du service de la Région Haute Mahatsiatra;dans le but d’améliorer la qualité du service, un accord a été effectué entre le Gouverneur de la Region Haute Mahatsiatra et le Lions Club de Fianarantsoa.
Une infirmerie sera mise en place pour le personnel de la Région.Pour cela,le Lions Club de Fianarantsoa,par le biais du partenariat avec le Lions Club Perpignan Castillet et du SIAFM, a fait un don d’une table d’examen medical, une boite à pharmacie et des instruments et consomables médicaux pour la Region Haute Matsiatra.Des soins oculaires seront aussi offerts à tous les employes de la Region Haute Matsiatra.
Le Secretaire General; representant tous les employes de la Region Haute Matsiatra a tenu à remercier M Fanja Arnaud RAYMONDE, President du Lions Club de Fianarantsoa et coordonnateur du « Ouïe et Vue » du District 417 pour cette collaboration.
Ho fametrahana ny tontolon’ny asa mitsinjo ny maha-olona eto anivon’ny Biraon »ny Faritra Mahatsiatra Ambony dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’Andriamatoa Goverinora sy ny Lions CLub eto Fianarantsoa.
Hisy ny toeram-pitsaboana izay apetraka ato amin’ny Biraon’ny Faritra hisitrahan’ireo mpiasan’ny Faritra rehetra ka eo anatrehen’izany dia nanolotra fandriana fizahana marary sy fanafody ary fitaovam-pizaham-pahasalamana ho enti-manana amin’izany toeram-pitsaboana izany ny Lions Club Fianarantsoa izay miara-miasa amin’ny Lions Club Perpignan Castillet sy ny SIAFM.
Hisy ihany koa ny fizahana sy fitsaboana maso maimaimpoana hoan’ny mpiasan’ny Faritra Mahatsiatra Ambony.
Ny Sekiretera Jeneralin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony izay nisolo tena ny mpiasa rehetra dia nankasitraka izao ezaka ataon’ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony hanatsarana ny tontolon’ny asa izao ary misaotra an’Atoa Fanja Arnaud RAYMONDE, Filohan’ny Lions CLub eto Fianarantsoa sy mpandrindra ny « Sofina sy Maso » District 417amin’izao fifanomezan-tànana izao.