FIKAMBANANA SOA MIRAY DIA

Classé dans : Non classé | 0

Tafantsangana androany faha 6 ny volana febroary teto amin’ny Efitrano malalaky ny Faritra ny Birao Rezionaly mandrafitra ny fikambanana SOA MIRAY DIA.
Ity fikambanana ity dia najoro ho fifampifehezana eo amin’ny lafiny fandriampahalemana sy ny sosialy ato anatin’ny Faritra.
Ahitana solontena isaky ny Distrika Fito ny fikambanana ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony no hiahy azy satria fanoitra amin’ny fampandrosoana maharitra ny fifehezana ao anaty Fiaraha-monina.
Aorian’izao fijoroan’ny birao rezionaly izao dia hisy ny fametrahana ireo rafitra isaky ny Distrika, Kaominina ary Fokontany.
ZAY SOA RAHA ATAO RO MIVOATSA

Share

Laisser un commentaire