FAMBOLEN-KAZO COMMUNE RURALE VOHIBATO OUEST

« NDAO HAMBOLY HAZO…

Ho fanohizana ny ezaka <<Madagasikara Rakotra Ala>> izay vinan’ny Filoham-pirenena, iraisan’ny Faritra rehetra manatontosa; ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony dia faly manasa anao hiara-hanatanteraka ny fambolen-kazo izay karakarain’ny Faritra Mahatsiatra Ambony.
Izany dia hatao ao amin’ny Distrikan’i Vohibato,CR Vohibato Ouest ny Zoma 14 Febroary 2020 amin’ny 8:30 maraina.
Raiso ny andraikitrao, entano ny namana,Ndao hamboly hazo!

….MADAGASIKARA RAKOTRA ALA NO TANJONA »

Share

Laisser un commentaire

Retour en haut