TAGNAMARO ANDIANY FAHA-12

Classé dans : Région | 0

Niaraka nandio ny toerana hametrahana ireo Engins hampiasaina eto amin’ny Faritra, ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny fiadidiana ny Faritra, izay notarihin’ny Goverinora.
Hampiasaina ho toeram-piantsonana hoan’ireo fiara ampiasain’ny personnel ihany koa ity toerana ity.
Nian-dahy niambavy ny sampan’asa rehetra niara-nanatanteraka ity tagnamaro andiany faha 2 amin’ity taona 2020 ity.
ZAY SOA RAHA ATAO RO MIVOATSA!

Share

Laisser un commentaire