Noraisin’Andriamatoa Sekiretera Jeneralin’ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony tao amin’ny Lapan’ny Faritra sy ny Prefet-n’i Fianarantsoa , ny Ekipan’ny Minisiteran’ny Asam-panjakana , notarihin’ny Sekiretera Jeneraliny.
Ho famanomanana ny fiavian_dramatoa Minisitra amin’ny Faha28 sy 29 Febroary hoavy izao,Fitsidihana ofisialy arahin’ny fivoriana ho fametrahana ny SYSTEME AUGURE eto amin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony ary hanomana ny Hetsika SERABEN’NY ASA eto andrenivohitry ny Faritra.
Hampiataina miandalana eto ny fizotry ny fandaharam-potoana.