FANKALAZANA REZIONALY 8 MARSA 2020

Classé dans : Région | 0

👍« Izaho sy ianao, isika rehetra miombon’andraikitra ho fisitrahan’ny vehivavy ny zony »
Tontosa soa amantsara ny fankalazana Rezionaly ny andro iraisam-pirenena hoan’ny vehivavy natao teto amin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony, ka ny teto Fianarantsoa renivohitra no ambohim-pihaonana tamin’izany.
Nampiseho ny maha ampela mahery azy ny vehivavy eto amin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony, an’arivony ireo mpandray anjara ary voasolotena ny isaky ny Distrika.
Fotoana nampisehoana ny firaisan-kina ao anatin’ny fahasamihafana ity fotoana androany ity satria dia hita tao ireo fikambananana misehatra amin’ny aram-pihariana,ara-politika,ara-tsosialy ary ara-pinoana.

Share

Laisser un commentaire