Famaranana ny Vatsy Tsinjo teto Matsiatra Ambony,tonga nisaotra sy nankasitraka ireo mpilatsaka an-tsitra-po rehetra ny Minisitry ny Atitany sy ny Minisitry ny Tontolo Iainana notronon’ireo mpitondra eto an-toerana.
Manodidina ny 450 eo ireo no nisaorana,araka ny fampanantenan’ny Filoha dia nahazo ny anjarany koa izy ireo tamin’ny ezaka vitany.
Laisser un commentaire
Vous devez vous connecter pour publier un commentaire.