FIZARANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY COVID-ORGANICS

Classé dans : Fanafody | 0

Nanomboka nozaraina ny Talata 5 mai teo ny fanafody CVO anjaran’ny Faritra Matsiatra Ambony, izay natrehin’ny minisitra 2 iraky ny governemanta sy ny tompon’andraikitra taty an-toerana.Ranom-panafody sy vovony ary cache bouche no indray miaraka zaraina.
Lalangina sy Fianarantsoa no nanombohana azy, fa efa mandeha kosa ny fandaminana hoan’ny Distrika hafa ato anatin’ny Faritra raha ny nambaran’ny Governora.
Efa lasa ny anjaran’ny Distrikan’Ikalamavony mahakasika ny tazo mahery any an-toerana.
Ahitana sites 16 ny fitsinjarana ny fanafody eto amin’ny Distrikan’i Fianarantsoa.

Share

Laisser un commentaire