Seham-pihariana lehibe ananan’ny Faritra ny seham-pihariana Entomenaka (Huile essentielle). Tsapa nefa fa tsy misy fiatraikany amin’ny toe-karena eny ifotony ny fisian’izany. Nisy noho izany ny Atrik’asa notarihin’Andriamatoa Sekiretera Jeneralin’ny Faritra nampahafantarana ireo didim-pitondrana maromaro mifehy ny fitrandrahana entomenaka mba hisy Tamberimbidy hisitrahan’ny hoan’ny Faritra sy ny Kaominina niarahana tamin’ireo Ben’ny Tanàna.
MAHATSIATRA AMBONY MANDROSO NO TANJONA