COVID-19 ANTSOY MAIMAIMPOANA NY 910 sy NY 913 || Fitarainana vidin'entana : 034 30 812 34 || Pompier : 020 75 935 87/034 38 603 58 || Commissariat central Ampasambazaha : 034 05 998 71 || Commissariat Ankofafa 034 05 531 12 || Commissariat Idanda 034 05 531 13 || U.I.R : 034 93 146 26 || FIP : 034 05 998 72 || Brigade de la Gendarmerie Ankazondrano : 034 05 701 13

COVID-19 – FANADIOVANA NY FIARA MPITATITRA

Classé dans : Commune, Région, Santé | 0

Niditra an-tsehatra amin’ny fanadiovana ireo BUXI sy ireo Taxi eto andrenivohitra ny Goverinoram-paritra sy ny CU Fianarantsoa. Diovina manoloana ny Lapan’ny Tanàna ireo fiara mpitatitra amin’ny alalan’ny fanaparitahana ranom-panafody Disinfectants. Zava-dehibe ny fahasalamam-bahoaka ka tokony hanaram-penitra ny fahadiovan’ireo fiara fitaterana … Lire la suite­­

Share