DIABE AMIM-PAHANGINANA

Classé dans : Autre | 0

Ho fanomezam-boninahitra sy ho fahatsiarovana ireo namoy ny ainy tamin’ny lozam-pifamoivoizana izay nahafatesana olona telo teo Talatamaty sy nahafatesan’ilay Ramatoa mpangataka teo Ambalapaiso; ho firaisam-po amin’ny fianakaviana, dia naneho firaisan-kina ny vahoakan’i Fianarantsoa tamin’ity zoma ity.Namaly ny antso nataon’ny Fikambanan’ny … Lire la suite­­

Share