UNIVERSITE DE FIANARANTSOA. FANKALAZANA NY JOBILY FAHA 40 TAONA TETO AMIN’NY FARITRA MATSIATRA AMBONY

Classé dans : Autre, Région | 0

Fahombiazana no azo ilazana ny  fankalazana ny faha 40 taonan’ny Universite n’i Fianarantsoa, izay nofaranana tamin’ny Zoma lasa teo. Notanterahaina teo Ambany fiahian’Andriamatoa Praiministra ny hetsika ary notronin’ireo Ministra mpiahy ny Faritra Matsiatra Ambony ,ny Lehiben’ny Faritra Matsiatra ambony,ary ireo solotena … Lire la suite­­

Share