FITSIDIHANA NY TSENA EX SOMACODIS ANTARANDOLO FIANARANTSOA
Tonga nitsidika ny fizotry ny fanamboarana tsena izay atao eo amin’ny EX-Somacodis ny Minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana niaraka amin’ny governoran’ny Faritra.Vinavinaina ho vita amin’ny fihandohan’ny volana jolay ny asa, ka efa mihoatra ny antsasany no vita.Manaram-penitra ny tsena … Lire la suite