Fankalazana ny Andro maneran-tany hoan’ny Rano

Classé dans : Commune, Région | 0

𝓗𝓐𝓡𝓔𝓝𝓐 𝓢𝓐𝓡𝓞𝓑𝓘𝓓𝓨 𝓝𝓨 𝓡𝓐𝓝𝓞 Fotodrafitr’asa maro no napetraka sy mbola hapetraka manerana ny Faritra Mahatsiatra Ambony,tanterahina ao anatin’ny Politikam-panjakana. Rano fisotro madio hoan’ny rehetra, iarahan’ny Faritra Mahatsiatra Ambony misalahy amin’ny Minisiteran’ny Rano, tohanan’ireo mpiara-miombon’antoka ka mitana anjara toerana lehibe amin’izany … Lire la suite­­

Share