ANDRON’NY ZON’OLOMBELONA

Classé dans : Culture | 0

Ity Alarobia 4 desambra ity no nanamarihana ny andron’ny zon’olombelona manerana ny renivohim-paritany 6 eto Madagasikara.Hoan’i Fianarantsoa dia tao amin’ny Hotel Tombotsoa no nanamarihana izany.Nahitana ny solontenam-panjakana notarihin’ny lefitry ny Préfet de Fianarantsoa sy ny Talen’ny kabinetran’ny Governora.Nanomana ny hetsika … Lire la suite­­

Share