8 MARSA 2020
« Izaho sy ianao, isika rehetra miombon’andraikitra hisitrahan’ny vehivavy ny Zony » Tsy ho latsa-danja ny fankalazana ny 8 Mars ho antsika eto amin’ny Faritra Mahatsiatra AmbonyHo tanterahina eto Fianarantsoa mandritra ny herinandro ny Fankalazana Rezionaly.👉Maro ny hetsika hatao ; Fikambanana, olon-tsotra , samy entanina handray mavitrika amin’izany!Hisy ny Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana;Fiarahana manao zaridaina sy manadio; […]