FIJERENA NY ASA FANORENANA NY HOPITALY MANARA-PENITRA AO AMBOHIMAHASOA

Classé dans : District, Région, Santé | 0

Nijery ny fandehan’ny asa fanorenana ny #Hopitaly_manara_penitra ao Ambohimahasoa ny Goverinoram-paritra sy ireo Delegasiona niaraka taminy dia ny Prefet-n’i Fianarantsoa, ny Chef de District Ambohimahasoa sy ny Solombavambahoaka, ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka, ny CIRGN ary ireo STAFF’ny Govervinoran’ny Faritra.Mandeha ny asa izay … Lire la suite­­

Share