FANOLORONA KAMIAO BENNE 2 HO AN’NY CU FIANARANTSOA, FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN’NY DISTRIKA LALANGINA SY NY PREFEKTIORA FIANARANTSOA

Classé dans : Commune, District | 0

Nanditra ny lanonana manetriketrika fanolorana Samboady ireo Ben’ny Tanàna manerana ny Faritra dia nisy ny fanolorana fiara tsy mataho-dàlana ho an’ny Distrikan’i Lalangina sy ny Prefektoiran’i Fianarantsoa.Natolotra ny CU Fianarantsoa ihany koa ny kamiao benne roa sy “bac à ordure” … Lire la suite­­

Share