FIDINANA TAO AMIN’NY DISTRIKAN’I VOHIBATO

Classé dans : District | 0

Nitohy tao amin’ny Distrikan’i Vohibato ny fitetezam-paritra tanterahin’ny Goverinora sy ny OMC.Toy ny tao Ambalavao dia ny Fandriampahalemana andraisan’ny rehetra anjara sy ny fampandrosoana isitrahan’ny tsirairay no votoatin’ny atrik’asa.Voakasik’izany ny fametrahana ireo rafitra hitantana ny fampandriam-pahalemana eny ifotony ; ny … Lire la suite­­

Share