FIDINANA IFOTONY TAO @ DISTRIKAN’AMBALAVAO

Classé dans : District | 0

Nanatanteraka fidinana ifotony tao amin’ny Distrikan’Ambalavao ny Goverinoram-paritra ,niaraka tamin’ny OMC (Prefet;CIRG;ny Komandin’ny Faritany miaramila faharoa;ary ny Talem-paritry ny Polisim-pirenena) sy ny Talem-paritry ny Asa vaventy.Anton’izao fidinana ifotony izao ny hamahana haingana sy amin’ny fomba mahomby ireo olana iainan’ny vahoaka … Lire la suite­­

Share