FITSIDIHANA NY DISTRIKAN’NY LALANGINA

Classé dans : District | 0

Nanao fitsidihana amin’ny fomba ofisialy ny Distrikan’i Lalangina ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony tamin’ity androany ity narahin’ny DRAEP sy ny DRCC Mahatsiatra AmbonyNisy ny fizarana masomboly vary voafantina sy nohatsaraina 790 kilao, ary zezika NPK 90 taonina avy amin’ny fitondram-panjakana … Lire la suite­­

Share