FANABEAZANA HOAN’NY REHETRA

Classé dans : Education | 0

Velirano faha4 #MEN#ProgrammePAEB Tsy diso anjara amin’ny vinam-pampandrosoana ny lafin’ny Fampianarana ny Faritra Mahatsiatra Ambony. EPP miisa 2 ao Sahamena sy Soaindrana, Distrika Vohibato, ao anatin’ireo 40 isa aorina ao Vohibato sy Ikalamavony, no notokanana androany; Nozaraina aron’akanjo,kapa,kitapo,kahie, boky ireo … Lire la suite­­

Share