FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2020

Classé dans : Commune, Environnement, Région | 0

“Madagasikara rakotra ala no tanjona” Iraisan’ny Faritra rehetra manerana ny Nosy ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo tamin’ity androan’ny 19 janoary ity.Hoan’ny Faritra Mahatsiatra Ambony dia tao amin’ny Fokontany Androy,Kaominina Androy,Distrikan’i Lalangina no nanatanterahana izany.Nitarika izany ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony ary … Lire la suite­­

Share