TOLO-TANANA HO AN’NY FANADIOVANA NY TANANAN’NY FIANARANTSOA

Classé dans : Commune, Fahadiovana, Région | 0

Tsy miasa irery ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony fa miara-miasa malalaka amin’ny sehatra rehetra amin’ny asa fampandrosoana.Nanolotra vary milanja 6 taonina ho fanomezan-tànana amin’ny asa fanadiovana izay ataon’ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony ny ORN na Ofisim-paritra Miadidy ny Fanjarian-tsakafo izay … Lire la suite­­

Share