FIZARANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY COVID-ORGANICS

Classé dans : Fanafody | 0

Nanomboka nozaraina ny Talata 5 mai teo ny fanafody CVO anjaran’ny Faritra Matsiatra Ambony, izay natrehin’ny minisitra 2 iraky ny governemanta sy ny tompon’andraikitra taty an-toerana.Ranom-panafody sy vovony ary cache bouche no indray miaraka zaraina.Lalangina sy Fianarantsoa no nanombohana azy, … Lire la suite­­

Share