FARITRA MAHATSIATRA AMBONY LAVITRY NY KOLIKOLY

Classé dans : Kolikoly, Région | 0

Tontosa ny Atrik’asa niarahan’ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony sy ny Bianco Fianarantsoa, ka nandraisan’ireo mpiasa rehetra ato amin’ny Biraon’ny Faritra, fampiofanana sy fampahafantarana momba ny ady amin’ny Kolikoly.Ny tapany maraina dia nisy ny fampahafantarana ireo andinindinin-dalàna mifehy ny kolikoly ary nitohy tamin’ny … Lire la suite­­

Share