Fahatsiarovana ny COLONEL Richard RATSIMANDRAVA

Classé dans : Non classé | 0

11 Febroary 1975 – 11 Febroary 2020 : 45 taona Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana Fahatsiarovana ny COLONEL Richard RATSIMANDRAVA sy ireo mpitandro filaminana maty teo ampanatanterahana ny iraka nampanaovina azyNotanterahina teny amin’ny Tobin’ny Zandarimariam-pirenena eny Tsaramandroso ny lanonam-pahatsiarovana ity datin’ny 11 Febroary … Lire la suite­­

Share