TELETHON FARITRA MAHATSIATRA AMBONY

Classé dans : Non classé | 0

Vita tolotra teo anivon’ny BNGRC ny Vola voaangona tamin’ny Téléthon izay niantsoana ny vahoakan’ny Faritra Mahatsiatra Ambony hiara-hientana hanome tolo-tànana ho an’ireo Faritra rahavavy izay niharam-pahavoazana nandritry ny fandalovan’ny andro ratsy teto Madagasikara.Etoana dia tsy hay ny tsy hisaotra ireo … Lire la suite­­

Share