TATITRY NY FIVORIAN’NY OMC MIKASIKA NY ADY AMIN’NY COVID-19
Araka ny fepetra izay noraisin’Andraiamatoa Filoham-pirenena ny Alahady lasa teo, ka nampikatona ny faritra maro eto firenena izay nahatafiditra an’ny Faritra Mahatsiatra ambony dia namory ny membre ny OMC niaraka tamin’ireo solombavam-bahoaka sy ny Ben’ny tanàna ary ireo Talem-paritra izay voakasika mivantana amin’izany Andriamatoa Governora ka namoaka izao fanambarana manaraka izao,Hikatona manomboka ny Alarobia, ho […]