FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA

Classé dans : Région | 0

Vahoaka miaina ao anaty fandriampahalemana no afaka handroso, noho izany dia nihaino ny feon’ny vahoakan’i Matsiatra Ambony ny Filoham-pirenena.Koa tamin’ity androany ity dia tonga teto amin’ny Faritra Matsiatra Ambony ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena nisolo tena ny Praiminisitra, nanolotra fiara tsy … Lire la suite­­

Share