COVID-19 – FANADIOVANA NY FIARA MPITATITRA

Classé dans : Commune, Région, Santé | 0

Niditra an-tsehatra amin’ny fanadiovana ireo BUXI sy ireo Taxi eto andrenivohitra ny Goverinoram-paritra sy ny CU Fianarantsoa. Diovina manoloana ny Lapan’ny Tanàna ireo fiara mpitatitra amin’ny alalan’ny fanaparitahana ranom-panafody Disinfectants. Zava-dehibe ny fahasalamam-bahoaka ka tokony hanaram-penitra ny fahadiovan’ireo fiara fitaterana … Lire la suite­­

Share