FANDRIAM-PAHALEMANA

Classé dans : Région, Sécurité | 0

Nanao tatitra mahakasika ny vokatry ny asa fampandriam-pahalemana natao tato anatin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony ny eo anivon’ny OMC izay iarahan’ny Goverinoram-paritra,ny Peefet-n’i Fianarantsoa,ny Jeneraly Kaomandin’ny faritany miaramila faharoa.Nisy vokany ny toromarika napetraka nandritra ny fitetezam-paritra nataon’ny OMC Mahatsiatra Ambony.Tao anatin’ny … Lire la suite­­

Share