Famindram-pitantanana CU Fianarantsoa

Classé dans : Commune, Région | 0

« Vonona hiara-hiasa amin’ireo Kaominina rehetra ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony «  Io no nivoitra nandritra ny fandraisam-pitenenana nataon’Andriamatoa Goverinoram-paritra tamin’ny Lanonana famindram-pitantanana ny CU Fianarantsoa tamin’ity androany ity.Maro ny asa miandry an-dRamatoa RATSIMBAZAFY Sahondramalala, Ben’ny Tanàna vaovao hitantana ny tanànan’i Fianarantsoa.Tsy hiasa irery anefa … Lire la suite­­

Share