BARRAGE SANITAIRE AMBOHIMAHASOA

Classé dans : Santé | 0

Ho fanaraha-maso ny fifamoivoizana manoloana ny fiparitahan’ny valan’aretina CORONAVIRUS dia tonga nidina ifotony nametraka ny barrage sanitaire tao amin’ny distrikan’Ambohimahasoa ireo ekipa avy amin’ny C.C.O Régional Haute Mahatsiatra,

Share