FIHAONANA TEO AMIN’NY MPITONDRA FANJAKANA ETO AMIN’NY FARITRA MAHATSIATRA AMBONY SY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

Classé dans : Région, Sécurité, STD | 0

Miroso hatrany ny ezaka fandriampahalemana maharitra ataon’ny Fitondram-panjakana eto amin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony.Tamin’ity androany ity dia tonga teto Fianarantsoa ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, nanatanteraka fihaonana tamin’ny Goverinoram-paritra sy tamin’ireo mpiara-miasa ao amin’ny Polisim-pirenena eto anivon’ny Faritra, tarihin’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka.Anton’izao … Lire la suite­­

Share