FANKALAZANA NY ANDRON’NY VEHIVAVY VALO MARSA

Classé dans : Commune, Région, Social | 0

𝐅𝐈𝐒𝐀𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 : Ny Komitin’ny Fankalazana ny Valo Marsa dia misaotra ireo rehetra nandray anjara tamin’ny hetsika rehetra nokarakaraina ho fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena hoan’ny vehivavy : ny Fandraisana ny Fitsidihan-dRamatoa Mialy RAJOELINA Vadin’ny Filoham-pirenena, teto amin’ny Faritra; ny Fizaham-pahasalamana sy … Lire la suite­­

Share