STD

TATITRY NY FIVORIANA ISAM-BOLAN’NY SAMPANDRAHARAHAM-PARITRA

***Ny fahaiza-mandamina no enti-mandroso*** Tontosa soa aman-tsara ny fivoriana niarahan’ny STD Mahatsiatra Ambony hoan’ity volana Marsa ity.Ity fotoana ity dia natokana hanaovana tatitra, fampahafantarana, fanentanana avy tamin’ireo sampandraharaham-panjakana isan-tsokajiny,izay tanterina toy izao.**Hoan’ny Faritra Mahatsiatra Ambony dia ny Goverinora no nandray anjara tamin’izany ary nitondra fampahafantarana mahakasika ny hisian’ny atrik’asa fampiofanana ireo Ben’ny Tanàna rehetra manerana […]

Share