ANDRO MANEREN-TANY IADIANA AMIN’NY HOMAMIADAN’NY NONO SY NY VOZON’NY TRANON-JAZA

Classé dans : Santé | 0

Ankalazaina eto andrenivohitr’i Matsiatra Ambony ny andro maneran-tany iadiana amin’ny HOMAMIADAN’NY NONO SY NY VOZON’NY TRANON-JAZA.Nandray anjara mavitrika tamin’ity hetsika ity ny fikambanam-behivavin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony.Natomboka tamin’ny diabe, ary nitohy tamin’ny fifanakalozan-kevitra sy fizarana traik’efa ary fampianarana mahakasika ireo fomba … Lire la suite­­

Share