COVID-19 ANTSOY MAIMAIMPOANA NY 910 sy NY 913 || Fitarainana vidin'entana : 034 30 812 34 || Pompier : 020 75 935 87/034 38 603 58 || Commissariat central Ampasambazaha : 034 05 998 71 || Commissariat Ankofafa 034 05 531 12 || Commissariat Idanda 034 05 531 13 || U.I.R : 034 93 146 26 || FIP : 034 05 998 72 || Brigade de la Gendarmerie Ankazondrano : 034 05 701 13
  • Palais de la Region Haute Matsiatra
  • Tendrombohitra Ambalavao
  • Ville d'Ambohimahasoa
  • Train FCE
  • Vieille Ville Tanàna Ambony
  • Lemuriens
  • Ville d'Ambalavao
  • Alakamisy Ambohimaha

FIFANOMEZAN-TANANA AMIN’NY ASA FANADIOVANA NY RENIVOHITR’I FIANARANTSOA

Classé dans : Commune | 0

Ho mariky fiaraha-mientana ao anatin’ny fifampitokisana dia tonga nanolotra lelavola ho fifanomezan-tànana amin’ny asa fanadiovana ny Renivohitr’i Fianarantsoa ny Zomatel Fianarantsoa.Mila averina amin’ny fahatsarany ny tanànantsika, hatao ny asa fanadiovana isam-pokontany alohan’ny fahavaratra, maro ny foto-drafitr’asa sy fomba fiasa harenina … Lire la suite­­

Share