Commune, Région

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY FAHASALAMANA TETO AMIN’NY FARITRA MATSIATRA AMBONY

Tontosa androany maraina teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny dinik’asa fampahafantarana sy fanentanana mahakasika ny tontolon’ny fivarotana sakafo mba ho sakafo mitsinjo ny fahasalamam-bahoaka. Voaresaka tao anatin’izany ny mahakasika ny sakafo lany daty, tsy voaaro amin’ny loto, ny toeram-pivarotana sakafo sy ny fitaovana ampiasaina. Navitrika ny mpandray anjara izay nahitana ireo mpivarotra sakafo (gargotiers,épiciers, santé publique, […]

Share