Kolikoly

ADY AMIN’NY KOLIKOLY

Nanatanteraka atrik’asa narahina ady hevitra niaraka tamin’ny isan-tsehatra teto Fianarantsoa ny BIANCO, notarihin’ny Tale jeneraliny Atoa Laza ANDRIANIRINA.Niavaka ny an’ny Faritra Mahatsiatra Ambony satria dia nanao sonia fifanaraham-piaraha-miasa tamin’ny Bianco ny Governora. »Hapetraka ho modely amin’ny ady amin’ny kolikoly ny Biraon’ny Faritra Mahatsiatra Ambony,ary atomboka avy ato anatiny ny fanatsarana mba ho ohatra tsara harahin’ny hafa », […]

Share