Fisaorana sy Firariantsoa avy amin’ny Lehiben’ny Faritra Matsiatra Ambony

Classé dans : Région | 0

Ny Lehiben’ny Faritra mivady sy ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny Faritra Matsiatra Ambony dia maneho fisaorana etoana ireo rehetra nandray anjara sy andraikitra ho amin’ny ezaka fampandrosoana ny Faritra, ireo izay nifarimbona nikaroka sy nitondra anjara biriky tamin’ny ezaka fandriampahalemana. … Lire la suite­­

Share