Forum Economique Régional du 27 au 29 Avril 2017
Fahombiazana ny Forum Economique Régional natao teto Fianarantsoa ny 27, 28, 29 avril 2017. Tratra hatramin’ny 90% ny tanjona : an’aliny ny mpitsidika, tanora ampolony no nahazo asa, tetik’asa fampandrosoana ambanivohitra mirona amin’ny fambolena sy fiompiona maro no hotanterahina, stands … Lire la suite